qu’en est il des femmes?

de nos jours les femmes malgaches évoluent de jours en jours que ce soit dans la vie professionnelle, sociale, culturelle….on peut dire que malgré leurs enthousiasmes bon nombre de problèmes se posent à savoir: l’opinion de leurs époux, manque de moyens financiers….

a Madagascar les femmes sont encore soumises vis à vis de leurs époux, sans la décision de ces derniers elles ne peuvent rien faire et cela est très courant actuellement. à titre d’exemple: même si une femme qui possède un niveau intellectuel, elle ne peut rien faire sans l’approbation de son mari même si le sujet en question le concerne en premier lieu.

les femmes malgaches ont encore peurs de  leurs époux, le degré de domination des hommes vis à vis de leurs femmes sont très élevés. on peut dire que  même si des inconvénients se posent , les femmes malgaches possèdent une forte mentalité.

ny amaranako azy angamba dia zao: betsaka ny  olana vao tanisa teo ambony izay manan-daja avokoa nefa tsy anakana ny asa atao ny vahivavy malagasy izany satria azo lazaina hoe vonona hiatrika ny mafy tokoa anie isika vehivavy.

~ par vazahabe le février 23, 2008.

10 réponses to “qu’en est il des femmes?”

  1. 8Mars la journée des femmes ! On essaye de faire une journée action ? :)
    Bienvenue sur la blogasysphera et bravo pour ce premier article

  2. ka izay anie no efa nanafoanana ny kitay telo an-dalana e! dia efa mba azontsika aloha iny, fa ny manaraka dia ny filàna ny fitovian-jo tanteraka eo @ lahy sy ny vavy @ rehetra atao, ataoko angamba fa tsy hoe ’soumise’ isika fa kosa maka hevitra fotsiny @ndra lehilahy, fa ISIKA VEHIVAVY anie no antoky ny ankohonantsika e! ho aiza ireo raha isika no hiraviravy tanana. Koa raiso ny angady euuhh ny penina dia ndao miasa e!!!

  3. vola >ok e!!

    sipagasy >voalazanao tokoa fa tsy maintsy maka hevitra foana ny vehivavy iray alohany anaovany zvtr, fa tsy afaka tonga dia manam-pakevitra isika @izay rhtr atao na dia ny tena aza ny voakasika voalohany @ zany.

    lazaiko @nao anefa fa tsy isika mihintsy ny hiraviravy tanana na dia mis aza ny sakana maro samihafa.

  4. ka raha manam-bady ohatra anie dia mba hoe ‘mifampilaza’ ny mba zavatra atao e! fa raha tokan-tena kos atonga dia lasa izao kouuh!

  5. [...] from FBC Toamasina starts her blog very heavily. What about the women? Nowadays Malagasy women gain more and more power socially, professionally and culturally…But [...]

  6. fa ilay maka hevitra ve dia hoe maka “permission” sa kosa dia mifampilaza ohatry ny lazain’i sipagasy ? toa masiaka be mantsy izy izany… dia amin’ny 8 mars isika mamaky ilay vm e ! dia efa miomana e.

  7. sipagasy > marina mihitsy ny anao. Na ny lehilahy aza, raha ny fomba fijeriko, dia tsy tokony haka fanapahan-kevitra raha tsy avy nanontany ny hevitry ny vadiny.

    Na dia izany aza : azoko ny tian’i vazah lazaina. Nefa kosa aleo tsy atao bambaray satria misy mpivady malagasy tena mahay mifampitondra tsara. Ny fijeriko dia miankina amin’ny fitaizana azy mivady izy io : indrindra fa ny fitaizana azon’ilay lehilahy. Raha notaizana tanatina fianakaviana toy izany izy dia betsaka ny “probabilité” hahatonga azy ho lehilahy mpanao didy jadona.

  8. ka tsy ilay hoe “prend la vie telle q’elle” mihitsy ve ny essence an’ny fivoaran’ny vehivavy e. Tsy tokony hi-bousculer nareo manao zavatra fa ra misy ny hevitra reseo lahatra izy…

    ps: tsy maizina be ve le template retsy? Mpankafy roka??? :-P

  9. tena aleoko mitsaoka mangina fa tena henjana be daholo ny ato sanina.bizu be daholo ianareo rehetra!

  10. sipagasy> zao voa valiko kely lay oe mila fampiresaka, marina be mihintsy zany satrie mariaga sans conversation dia tena otrany hoe mampe be mihintsy sa ahoana e?

    simp>zao mintsy no tena tsara ka sinon mpakafy hira mavesatra be mintsy ny tenako zao e!!!sniff milay ka miresaka ihany no ady eo

    tokinao>mety hoe mahay mifampitondra ny mpivady fa sty maintsy foan anefa ny indro kely toy ny zvtr rhtr ka atao izay mahatsara azy ireny sa ahoana!

Laisser un commentaire