Ny Vehivavy

Vatolampy fehozoro ny nehivavy, ka zava poana raha tsy misy azy
Eny fa ny fo fanfahy dia atolony avokoa,ary miaraka @ dia ho tody ny soa
Herin’ny tokan-trano anie izy hatramin’izay, koa dera sy laza no atolotray
Indro anefa ireo zava bitany, hojoro ho mandrakizay, ka tsy ho toy ny rozy malazo ho dinganinay
Vola sy harena tsy misy raha jerena, fa raha lavitra anao dia ssento sisa atao
Anaovana hery setra sy verin-jo tanteraka, anefa dia mitalaho any @
Voninkazo midoroboka mamirapiratra tahaka riva,

Koa masoandro mamiratra tokoa anie isika,
Izay mitondra fahasambarana sy fifaliana,
Hoan’ireo rehetra maminitsika

~ par vazahabe le mars 5, 2008.

4 réponses to “Ny Vehivavy”

  1. Zay vao azoko lé hoe
    V
    E
    H
    I
    V
    A
    V

    teny vandrana be mihitsiny ity jogany ity

    Bisoux poupoune

  2. ahahhahah!!tena raha vehivavy ny tenako dia tiako be ilay tonokalo fa sainag oe …

  3. >joan enao koa tena mampe be mihintsy ka!!!!

    >pakysse dommage be fa tsy vehivavy ô!

  4. lol

Laisser un commentaire