Akory Toamasina!

Toamasina dia toerana mahafinaritra tokoa ary ahiotana zava-mahintso,ny morontsiraka dia madio sns…azo lazaina fa tanàna mafana tokoa i Toamasina ary amin’izao fotoana izao dia nataony fanjakana toerana voalohanya ara toe-karena izy.

Ny sinoa sy ny karana ary ireo vahiny samy hafa no tena manana harena ankoatra izany ny haza an-dranomasina dia anisan’ny fototra hivelomany olona aty Toamasina.

Ankehitriny dia ny fanamboaran-dalana no fototra higfoterany tompon’andraikitra satria95% ny lalana dia ratsy avokoa.

Na dia ratsy aza ny lalana ao amin’ny tampo-tananan’ny Toamasina mijanona ho toerana hanisan’ny mahafinaritra izy izay tsy ambany ny toerana hafa.

~ par vazahabe le avril 7, 2008.

Une réponse to “Akory Toamasina!”

  1. “Raha mitsoka ilay rivo-dranomasina
    Dia fantaro fa akaiky ilay Toamasina…”

Laisser un commentaire