IREO VAKONA ETO DAGO
Maro karazany ireo vakona raha ny manerana ny nosin’ny Madagascar noho resahina. Ho singantsika eto ary ny ao andrenivohitra irery ihany.
Samy manana ny tantarany raha ny vakona disarray no jerena ireto avy ary no azo ato hoe vakona hita ao Antananarivo ny renivohitry Gasikara:
Ny rova ny manjakamiadana zay efa eo ampanamboarana.
Ny rova ny Antsahadita.
Ny rova ny Ambohitrabiby.
Ny rova ny Ambohimanga.
Les 12 tendrombohitra tamin’ny androny Andrianamponimerina.
Samy manana ny tantara ireo vakona ary dia efa manao izay fanamboarana rehetra hita fa ilaina tokoa ny mpitondra ny andro mpanjakana amin’izao vanim-potoana izao.
Ireny mantsy sisa no azo lazaina fa tantara imperia tamin’ny andro fahiny, ankehitriny dia ny fanatsarana ny efa misy sisa no hatao.
Ny mpizaha tany no tena lina aminy tantara ireo vakona izay hita manerana ny nosy satria antony iray voalohany dia tsy manana fahafahana andeha hitsidika ireo akory ny Malagasy aminy ankapobeiny.
Ny ao an-drenivohotra dia mety efa betsaka ihany no nahita fa raha ny manerana ny nosy kosa no jerena dia 20% ny malagasy fotsiny no efa nahita na koa nandreha fa misy hono ny vakona toy izao sy toy izao…
Ny ilaina hatrany dia ny mampahafantatra fa mbola betsaka tokoa ireo vakona azo tidying.
Nosy mahanitona I Gasikara ka noho zany dia ilaina ny fikarakarana ireo vakona izay misy ao tinny ireo any ampita.

Super !!!!
Milay be zao ra manao article momba ny toerana tsara jerena any Tamatave ela… genre hoe site touristique ireny… foulpoint/plage na ze zavatra mafinaritra ireny eee
Faly mitsidika… ary manontany tena: “Vakona” ve tsy irony vovo-kazo irony ? Sao dia vakoka (= museum) no tianao nolazaina ?
Tsara ilay hevitra nanombohanao ity blaogy ity fa miandry ny manaraka ô!
C
PS: tsy mpizaha tany aho fa dia liana nitety ireny rova ireny ihany koa tamin’ny mbola nanam-potoana. I Ambohidrabiby no hitako farany.
Mahaliana ilay lohahevitra fa dia mandrisika ny fitohizan’ny blaogy ô!
Tratry ny taona vazahabe!