SOSIALY, EKONOMIKA, POLITIKA.
Raha mbola hiresaka ny fampandrosoana isika dia tsy afa misaraka ireto telo ireto ny sosialy, ny politika ary ny ekonomika.
Ny sosialy, ny eto M/car manokana dia mblola mila hezaka maro dia maro satria raha haka ohatra iray fotsiny isika izany hoe : miasa mafy tokoa ny Malagasy amin’ny karama tsy lavo rary, izany hoe momba ny fahasalamana manokana ny mpiasa no jerena dia tena mampalahelo satria dia tsy sahaza azy izany, tsy mahafampo.
Tsy manaraka fepetra tokoa izany satria raha hiditra hopitaly fotsiny ny olona iray dia tsy afaka intake akory ny fanjakana anefa dia ny hetra izay alaina amin’ny karama ireo mpiasa ireo dia betsaka tokoa. Lasa aiza ary zany?
Ny ekonomika, dinihina manokana fa ny ekonomika dia antokiny fianainany olona rehetra eto an-tany, raisina manokana hatrany I Gasikara. Miasa mafy fa kely karama, ny vidim-piainana mihakatra tsy mijanona hatrany, ny jiro sy rano enjana tinny tady.
Raha ny sosialy, ny ekonomika dia mbola be dia be ny hezaka hatao na dia efa manao izay mety aza ny photodrama izay tsy mahafampo.
Ny politika, araky ny fantatra dia antoko iray aloha no matanjaka raha mbola eto Dago hatrany no jerena. Anefa, dia ilaina foana koa ny mpanohitra hilaza ny heviny ary raisina ny mety, tsy raisina kosa ny ratsy.
Ny sosialy mantsy no tena masahina amin’izao fotoana izao satria dia maro ny sekoly mitsangana, ny fahasalamana misy ny hazaka fa tsy ampy.
Voalaza amin’ny ankapobeiny ny zava misy momba ireo telo ireo, noho izany
Hezaka hatrany no takiana aminy tsika rehetra.

raha ny momba ny madagasikara anie dia mbola azo lazaina fa firenena tsy an-dalm-pandrosoana akory fa firenena mihemotra ny sy matahotra ny fandrosoana.izay aloa ny hevitro manokana!